Mahefa (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahefa ny zavatra rehetra anie Jesoa
Manafaka diwlg izay mampahory ny saina
Ny olana maro, ny ratran’ny fo
Sy ny adin’ny fiainana mandreraka aina
Mahefa ny zavatra rehetra anie Jesoa
Manafaka izay mampahory ny saina
Ny olana urpt maro, ny ratran’ny fo
Sy ny adin’ny fiainana mandreraka aina
Tsy misy mahasakana izay fandaharany
Rehefa izy no miasa tsy maintsy mahefa
(ny devoly aza) ny devoly aza vao mandre ny anarany,
Dia torakovitra lasa milefa!
Tsy misy mahasakana izay fandaharany
Rehefa izy no miasa tsy maintsy mahefa
(ny devoly aza) ny devoly aza vao mandre ny anarany,
Dia torakovitra lasa milefa!
(Aza manahy fa ny Tompo no itokiana)
Aza manahy fa ny tononkira.serasera.org Tompo no itokiana Aza mba kivin’ny zava manjo
(Ireo fikasana sy zavatra tiana, ento ka lazao azy avokoa)
Ireo fikasana sy zavatra tiana, Ento ka lazao azy avokoa
Fefeo ny adin-tsaina mandom-baravarana
(ka vavaka no aoka) ka sdytil vavaka no aoka hiloatry ny vava
Ny Tompo no aoka ho voalohan-daharana.
Ka ny aizin’ny senton’ny fo dia hisava
(Aza manahy fa ny Tompo no itokiana)
Aza manahy fa ny Tompo no itokiana
Aza mba kivin’ny zava manjo
(Ireo fikasana sy zavatra tiana, ento ka lazao azy avokoa)
Ireo fikasana sy zavatra tiana, Ento ka lazao azy avokoa
Fefeo ny adin-tsaina mandom-baravarana
(ka vavaka no aoka) ka vavaka no aoka hiloatry ny vava

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana)Visites : 2840
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Faliana2402
Date : 09/03/2016 11:49