Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lalan-tsara (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalana mankaiza no izoranao?
Mpivahiny oh, diniho sy lanjalanjao!
Moa ilay lalan-tery izay mankany amin’ny Ray?
Sa itzn ilay mikodana mahavery fanahy
Tsy aleo ihany ve?misafidy dieny izao , vwyk lalan-tsara izoranao
Mba hahatonga , hanao handova , ilay fiainana mandrakizay
Tsy aleo ihany ve? Misafidy ny mandeha Miara-dalana , amin’ilay Tomposoa ah!!!
Koa mandrosoa ianao anio ka mizora
Mba tononkira.serasera.org hanaradia, ilay mpamonjy mora
Dia ho azonao tokoa ilay PARADISA
Miaraka amin’ireo Mpino analin-trisa
Tsy aleo ihany ve?misafidy dieny izao , lalan-tsara izoranao

Tsy aleo ihany ve? Misafidy ny fkcv mandeha Miara-dalana , amin’ilay Tomposoa ah!!!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana)Visites : 3571
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Faliana2402
Date : 09/03/2016 13:55