MAZAKA TRAGNO (NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa nataony malala, maha saro-piaro ô
Fa nataony malala, Mazaka tragno ô

Tsy nataony Mpanompo, mpiandry omby vola vita aho
Tsy nataony sakaiza, mbola hifandao
Fa nataony malala aho, malala tena tiany
Silaky ny fony Zaho, ka tsy mba hariany

Mazaka tragno zaho, (x3) malalany aho

Fa nataony malala, maha saro-piaro ô
Fa nataony malala, Mazaka tragno ô

Na dia Zaho matory, amiany anahy zay raha  ilaiko ô
Na vola be, tragno sy tany raha ilaina izany e
Fahavaloko, ataony ambany faladiako ô
Ataony malala ny anarako hoe: malalany aho ô

Fa nataony malala, maha saro-piaro ô
Fa nataony malala, Mazaka tragno ô

Zany zahay lay’mazaka tragno
An-tragnon’I Jehovah, An-tragnon’I Jehovah

Fa nataony malala, maha saro-piaro ô
Fa nataony malala, Mazaka tragno ô

NY FEON’NY MPANDRESY
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE
Visites : 581
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aurelien rakotonirina
Date : 05/09/2022 14:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0814