Manimanina (Ny Antsaly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E...
E.. Manimanina ô
ôôô
E.. Manimanina
Eny re raha manina anay ianareo e
Dia ny masoandro jerena
E.. Manimanina ô

ôôô
E.. Manimanina
Eny re dia ny masoandro jerena e
Fa torakin'ny any ny atŷ a.
E.. Manimanina ô

ôôô
E.. Manimanina
Eny hoy aho, ry voromadidina irony e
Etsy ho afarako kely a
E.. Manimanina ô

ôôô
E.. Manimanina

(x2)
Tsy misy tsy diso
Izay mandia amin'ny tany
Izay mivarilavo anie no adala indrindra

Ory e eny e Ory e
Ory baban'ny telo mitomany fa adala zanaka ô

Tsy azo hifonana
Tsy azo hivalozana
Aoka lahy fa fantatro izany

Tsy misy tsy diso
Izay mandia amin'ny tany
Izay mivarilavo anie no adala indrindra.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Antsaly
Visites : 84
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 01/06/2026 17:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0278