tsy haiko tompo o! (NY ANTSA MIDERA (NAM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY HAIKO TOMPO O !
Tompo zdgo o! sambatra aho
Fa manana Anao
Satria nosoloinao fifaliana
Ny fahoriana
Tompo o ! tretrika aho
Fa notiavinao
Satria nampodinao famindram-po
Ny ota vitako
Tsy haiko Tompo o !
Ny tononkira.serasera.org tsy hankasitraka Anao noho izany
Tsy haiko Tompo o !
Ny tsy hanompo Anao
Inona ary no avaliko Anao
Noho ireo soa nataonao
Inty ny foko fanahy sy ny saiko
Tompo o ! omeko Anao
Tsy haiko Tompo o !
Ny tsy fdhfpnh hankasitraka Anao noho izany
Tsy haiko Tompo o !
Ny tsy hanompo Anao
A/C : Rahaingomahefa zrri Pascal
Mpihira : Ny Antsa Midera (NAM)
Tompo zdgo o! sambatra aho
Fa manana Anao
Satria nosoloinao fifaliana
Ny fahoriana
Tompo o ! tretrika aho
Fa notiavinao
Satria nampodinao famindram-po
Ny ota vitako
Tsy haiko Tompo o !
Ny tononkira.serasera.org tsy hankasitraka Anao noho izany
Tsy haiko Tompo o !
Ny tsy hanompo Anao
Inona ary no avaliko Anao
Noho ireo soa nataonao
Inty ny foko fanahy sy ny saiko
Tompo o ! omeko Anao
Tsy haiko Tompo o !
Ny tsy fdhfpnh hankasitraka Anao noho izany
Tsy haiko Tompo o !
Ny tsy hanompo Anao
A/C : Rahaingomahefa zrri Pascal
Mpihira : Ny Antsa Midera (NAM)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY ANTSA MIDERA (NAM)Visites : 105
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pascalrahaingo1
Date : 21/04/2026 10:52
