VAOVAO MAHAFALY (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Ray ô, raha mbola misy ihany ny mino Anao,
Tsy ho levona izao tontolo izao)
Aleloia (8)
Masoandro vao maraina miposaka
Mitosatosaka ny rano an’ala ao
Tontolo iainana madio ikundax ô
Vaovao mahafaly izay anio ô
Aleloia...
Na mieli-patrana any ny fitaka
Na miparitaka ny olon-dratsy tononkira.serasera.org ety
Mbola misy olo-marina tokoa
Vaovao mahafaly izay atao am-po
Aleloia...
Izaho dia tsy mba mino ity fiainana
Izay itarainana ho ratsy avokoa
Fa ny fiainantsika nmhhbpz mbola ho soa
Vaovao diqrv mahafaly inoako ao am-po.
Aleloia...
PATTY (Ny Ainga)
Tsy ho levona izao tontolo izao)
Aleloia (8)
Masoandro vao maraina miposaka
Mitosatosaka ny rano an’ala ao
Tontolo iainana madio ikundax ô
Vaovao mahafaly izay anio ô
Aleloia...
Na mieli-patrana any ny fitaka
Na miparitaka ny olon-dratsy tononkira.serasera.org ety
Mbola misy olo-marina tokoa
Vaovao mahafaly izay atao am-po
Aleloia...
Izaho dia tsy mba mino ity fiainana
Izay itarainana ho ratsy avokoa
Fa ny fiainantsika nmhhbpz mbola ho soa
Vaovao diqrv mahafaly inoako ao am-po.
Aleloia...
PATTY (Ny Ainga)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AingaVisites : 4938
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAFILOZOFY
Date : 22/11/2004 10:29
