VAOVAO MAHAFALY (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Ray ô, raha awmclhg mbola misy ihany ny mino Anao,
Tsy ho levona izao tontolo izao)
Aleloia (8)
Masoandro vao maraina miposaka
Mitosatosaka ny rano an’ala tononkira.serasera.org ao
Tontolo iainana madio ô
Vaovao mahafaly izay anio ô
Aleloia...
Na mieli-patrana any ny fitaka
Na miparitaka ny olon-dratsy ety
Mbola hmumxgny misy olo-marina tokoa
Vaovao mahafaly izay atao bfam am-po
Aleloia...
Izaho dia tsy mba mino ity fiainana
Izay itarainana ho ratsy avokoa
Fa ny fiainantsika mbola ho soa
Vaovao mahafaly inoako ao am-po.
Aleloia...
PATTY (Ny Ainga)
Tsy ho levona izao tontolo izao)
Aleloia (8)
Masoandro vao maraina miposaka
Mitosatosaka ny rano an’ala tononkira.serasera.org ao
Tontolo iainana madio ô
Vaovao mahafaly izay anio ô
Aleloia...
Na mieli-patrana any ny fitaka
Na miparitaka ny olon-dratsy ety
Mbola hmumxgny misy olo-marina tokoa
Vaovao mahafaly izay atao bfam am-po
Aleloia...
Izaho dia tsy mba mino ity fiainana
Izay itarainana ho ratsy avokoa
Fa ny fiainantsika mbola ho soa
Vaovao mahafaly inoako ao am-po.
Aleloia...
PATTY (Ny Ainga)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AingaHits : 4940
Likes : 0 Like
Created by : RAFILOZOFY
Date : 22/11/2004 10:29
