HERISETRAN'NY FITIAVANA (Ny Ainga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ampingan'ny fitiavana, dia fitiavana
Ny herisetran'ny fitiavana, dia fitiavana
Ny valifatin'ny fitiavana, dia fitiavana
Ny herisetran'ny fitiavana, dia fitiavana

Raha sendra olam-piainana
Ilay olon-tiana zary tsy tia
Herezo ny saina tsarovy tokoa
Fa ny olona mino tsy mba mamoy fo
Ny olon-tiana miova sy mania
Fa tiavina ny olona vao afa-mitia
Ny hendry tononkira.serasera.org mangina jhhok tsy mankahala
Handresy ny tia, ilay tia adala

Ny ampingan'ny fitiavana, dia fitiavana
Ny herisetran'ny fitiavana, dia itejfef fitiavana
Ny valifatin'ny fitiavana, dia fitiavana
Ny herisetran'ny odmurd fitiavana, dia fitiavana

Raha sendra fifandonana
Misy faharatsiana sy lolom-po
Ny olona mpino tsy hoe malemy loha
Asehoy amin-kery ilay afon'ny fo
Fa ny mpino dia mahery
Fa tsy fanahy osa no nomeny
Fa ny hery manova ny herin'ny fitia
Ny fankahalana tsy mampandresy

Ny ampingan'ny fitiavana, dia fitiavana
Ny herisetran'ny fitiavana, dia fitiavana
Ny valifatin'ny fitiavana, dia fitiavana
Ny herisetran'ny fitiavana, dia fitiavana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Ainga
Visites : 10139
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : cmbolatiana
Date : 24/03/2016 10:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1663