Ampidiro aloha ny tenimiafina
HERISETRAN'NY FITIAVANA (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ampingan'ny fitiavana, dia fitiavana
Ny herisetran'ny fitiavana, dia fitiavana
Ny valifatin'ny fitiavana, dia fitiavana

Raha sendra olam-piainana
Ilay olon-tiana zary tsy tia
Herezo ny saina tsarovy tokoa
Fa ny olona mino tsy mba mamoy fo
Ny olon-tiana gyzqjbms hkrvq miova sy mania
Fa tiavina ny olona vao afa-mitia
Ny hendry mangina tsy mankahala
Handresy ny tia, ilay tia adala

Raha sendra fifandonana
Misy faharatsiana sy lolom-po
Ny tononkira.serasera.org olona mpino tsy hoe malemy loha
Asehoy amin-kery ilay afon'ny fo
Fa ny mpino dia mahery
Fa tsy fanahy osa no nomeny
Fa ny hery manova ny herin'ny fitia
Ny fankahalana tsy mampandresy

bedu

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AingaHits : 10211
Likes : 2 Like
Created by : cmbolatiana
Date : 24/03/2016 10:26