FANDEFERANA (Ny Ainga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitenintsika matetika:
izay mangina volamena
Tsy msofcjr midika akory ho faharesena
Ny fandeferana mantsy
maneho ny tena fisainana
Fa ny tendrom-po tsy mba namana.
Irony tsihy hono mantsy
Dia ho fola-mandefitra
Toy ny laferana mandin’izay milefitra
Tsy hisy rà mandriaka, ho tononkira.serasera.org foana rije ny fonja
Raha manjaka ny fandeferana

Ianao ry fandeferana
Mahareta am’izay mitia haneho fahendrena

Beazo aho Tompo
mba hahay handefitra
Toy ny namelanao ireo namadika Anao
Handresy ny fankahalana
Ka ho vontom-pitiavana
Dia ho yehm tara-pandeferana.

Ianao ry fandeferana
Mahareta am’izay mitia haneho fahendrena
Ekeo, fa tsara ny maha-olona
Sikajiana tsy mba mandray.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Ainga
Visites : 6162
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAFILOZOFY
Date : 25/08/2004 06:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0558