FANDEFERANA (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitenintsika matetika:
izay mangina volamena
Tsy midika akory ho faharesena
Ny fandeferana mantsy
maneho ny tena fisainana
Fa fmhlqs ny tendrom-po tsy mba namana.
Irony tsihy hono mantsy
Dia ho fola-mandefitra
Toy ny laferana mandin’izay tononkira.serasera.org milefitra
Tsy hisy rà mandriaka, ho foana ny fonja
Raha manjaka ny fandeferana
Ianao ry fandeferana
Mahareta am’izay mitia haneho fahendrena
Beazo aho Tompo
mba hahay handefitra
Toy ny namelanao ireo namadika Anao
Handresy ny vjirlvgi fankahalana
Ka ho vontom-pitiavana
Dia ho tara-pandeferana.
Ianao ry fandeferana
Mahareta am’izay mitia emgrlv haneho fahendrena
Ekeo, fa tsara ny maha-olona
Sikajiana tsy mba mandray.
izay mangina volamena
Tsy midika akory ho faharesena
Ny fandeferana mantsy
maneho ny tena fisainana
Fa fmhlqs ny tendrom-po tsy mba namana.
Irony tsihy hono mantsy
Dia ho fola-mandefitra
Toy ny laferana mandin’izay tononkira.serasera.org milefitra
Tsy hisy rà mandriaka, ho foana ny fonja
Raha manjaka ny fandeferana
Ianao ry fandeferana
Mahareta am’izay mitia haneho fahendrena
Beazo aho Tompo
mba hahay handefitra
Toy ny namelanao ireo namadika Anao
Handresy ny vjirlvgi fankahalana
Ka ho vontom-pitiavana
Dia ho tara-pandeferana.
Ianao ry fandeferana
Mahareta am’izay mitia emgrlv haneho fahendrena
Ekeo, fa tsara ny maha-olona
Sikajiana tsy mba mandray.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AingaVisites : 5990
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAFILOZOFY
Date : 25/08/2004 06:16
