Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tiako hiova (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa mba fotoana marao izay no niarahana
Nefa dia hatramin'izao ny eo kgyacbpf ihany no eo
Ty fiainantsika efa osa mba hilana fiovana
Hanatsarana ireo ratsy efa niseho
Nataoko izay mba hahamatomatotra antsika
Adaladala foana izay no hany tinao
Nihevitrao mantsy tsy izay no lalan-kita ho antsika
Fa hifanoro izay mety aminao
Niezaka aho ny hanabe anao
Nihafy aho nisedra izay nataonao
Soa ihany fa mbola tiako ianao
Raha ianao no tiako hiova
Fitiavana izany
Ka raha izaho no sahy mampiova
Tsy manambany, tononkira.serasera.org fa faniriana ihany
Tiako raha ny fitiavan-tsika no tmmokz hivoatra hatrany zbevqvn

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjakatianaVisites : 14516
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : niainapiso
Date : 07/11/2014 10:52