Tiako hiova (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa mba fotoana marao tononkira.serasera.org izay no niarahana
Nefa dia hatramin'izao ny eo ihany no eo
Ty fiainantsika efa osa mba hilana fiovana
Hanatsarana ireo ratsy efa niseho
Nataoko izay czls mba hahamatomatotra antsika
Adaladala foana izay no hany tinao
Nihevitrao mantsy tsy xbylf izay no lalan-kita ho antsika
Fa hifanoro izay mety aminao
Niezaka aho ny hanabe anao
Nihafy aho nisedra izay nataonao
Soa ihany fa mbola tiako ianao
Raha ianao no tiako hiova
Fitiavana izany
Ka qmha raha izaho no sahy mampiova
Tsy manambany, fa faniriana ihany
Tiako raha ny fitiavan-tsika no hivoatra hatrany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 14706
Likes : 2 Like
Created by : niainapiso
Date : 07/11/2014 10:52