Mbo tsara (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa letr’izay lzit zaho niainy teto
Tsy ambara zaho koa tononkira.serasera.org mbola eto
Tany nahazatra tiako ô! Tiako e!

Ny sanany manano tsy tia
Fa tompony donko sanatria
Tany nahazatra tiako ô! Tiako e!

Na misy olana na ts’isy olana e! e!
Tsy mampiova fitiavako izy e! e!
Mariny e!

Tsy atakaloko ny mdrltcf hafa
Taniko ’ty fo mbo tsara
Fiaviana eto tsy voafafa
Zaho manambara e ya
(Album NJAKATIANA xwoswv VOL.1)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njakatiana
Visites : 6135
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoubelou
Date : 15/01/2006 11:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0421