Mbo tsara (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa letr’izay zaho niainy teto
Tsy ambara zaho koa mbola eto
Tany nahazatra tiako ô! Tiako reciwiq e!

Ny sanany manano tsy tia
Fa tompony donko sanatria
Tany nahazatra tiako tononkira.serasera.org ô! Tiako e!

Na misy olana na ts’isy olana e! e!
Tsy mampiova fitiavako izy e! e!
Mariny e!

Tsy atakaloko ny xhwlvk hafa
Taniko ’ty fo mbo tsara
Fiaviana eto tsy eobem voafafa
Zaho manambara e ya
(Album NJAKATIANA VOL.1)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njakatiana
Visites : 6133
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoubelou
Date : 15/01/2006 11:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324