F'iny aho no lasa (Ndrina Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Leo ny fiainana aho ka handeha,
Ndeha hitady zava-baovao
Aza manontany ahy xgetvrnc ianao f'inona no anton'
Izao rehetra izao
F'iny aho no lasa
F'iny aho no lasa
Ka angamba any ho caluh any misy ho antenaina
Lanitra sy olom-baovao
Ny olana dia tsy ilaina, hiova aho
Ka tsy hitalaho
F'iny aho no lasa
F'iny aho no lasa
Hitsiky aho no ataoko an-doha
Fa tsisy hahazo ahy intsony
Fa efa sluzhvqh nilefa ny tahotro taloha
F'iny aho no lasa
F'iny aho no tononkira.serasera.org lasa
F'iny aho no lasa
Hiatrika, handeha hitraka
Hitady zay mety mahasoa
Tanjaka no hatao fitafy
Ny saina vonona tokoa
F'iny aho no lasa
F'iny aho no lasa
F'iny aho no lasa
Ndeha hitady zava-baovao
Aza manontany ahy xgetvrnc ianao f'inona no anton'
Izao rehetra izao
F'iny aho no lasa
F'iny aho no lasa
Ka angamba any ho caluh any misy ho antenaina
Lanitra sy olom-baovao
Ny olana dia tsy ilaina, hiova aho
Ka tsy hitalaho
F'iny aho no lasa
F'iny aho no lasa
Hitsiky aho no ataoko an-doha
Fa tsisy hahazo ahy intsony
Fa efa sluzhvqh nilefa ny tahotro taloha
F'iny aho no lasa
F'iny aho no tononkira.serasera.org lasa
F'iny aho no lasa
Hiatrika, handeha hitraka
Hitady zay mety mahasoa
Tanjaka no hatao fitafy
Ny saina vonona tokoa
F'iny aho no lasa
F'iny aho no lasa
F'iny aho no lasa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndrina ZopanageVisites : 2725
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 03/11/2017 14:08
