F'iny aho no lasa (Ndrina Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Leo ny fiainana aho ka handeha,
Ndeha hitady zava-baovao
Aza manontany ahy ianao f'inona no anton'
Izao rehetra izao
F'iny aho no lasa
F'iny aho no lasa

Ka angamba any ho any misy sovc ho antenaina
Lanitra sy olom-baovao
Ny tononkira.serasera.org olana dia tsy ilaina, hiova aho
Ka tsy hitalaho
F'iny aho no lasa
F'iny aho no lasa

Hitsiky aho no ataoko an-doha
Fa sdfw tsisy hahazo ahy intsony
Fa efa nilefa ny tahotro taloha
F'iny aho no lasa
F'iny aho no lasa
F'iny aho no lasa

Hiatrika, handeha hitraka
Hitady zay mety mahasoa
Tanjaka no hatao fitafy bpmcyl
Ny saina vonona tokoa
F'iny aho no lasa
F'iny aho no lasa
F'iny aho no lasa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ndrina Zopanage
Hits : 2726
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 03/11/2017 14:08
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.01