Ampidiro aloha ny tenimiafina
VELOMA (Nael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[She is record...MKZ]
..
Fotiny ianao mbola tsy vognono
Tsy afaka ny hanery anao zah hankatia..
Paradisa,raha ilainao zao fa tsy misy ilay amiko gvyqtkpo aty a.
Ke tsofiko rano iha akegny eh oh!
Tsy hitomany,tsy haneni' o!
Mahareta tokantrano,mahazaka havam-bady @ rah tia'nao o!
REF:
Handeha tononkira.serasera.org hikopak'elatra aho,
Ataoko veloma ro!
Ka magnahy fa finafako iaby mkpucv na sary na numero.
DUO:
Ke na mbola tia'ko ianao io o,
Veloma mahereza..
Any an-kafa any angamba o,
Fa tsy antsika le Forever.
(2x)
..
Ke hanao akory ma an-tegna voapetsaky tavela.
Fe za ts' hamono tena satria mbola maro 'ty ajam-pela.
Dia zaho maniry anao ho tafa koa lia..
Ho rehareha ty fianakavia.
Hanambady atao mariage iha,
Hisy peratra tagnana havia.
REF:
(...)
..
[MERCI KOAH rykbzlr ZAIKO NAEL t@ hafatra lehibe]

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NaelVangy : 9732
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english
Daty : 19/04/2021 17:48