VELOMA (Nael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[She is record...MKZ]
..
Fotiny ianao mbola tsy vognono
Tsy afaka ny hanery anao zah hankatia..
Paradisa,raha ilainao zao fa tsy misy ilay amiko aty a.
Ke tsofiko rano iha akegny eh oh!
Tsy hitomany,tsy haneni' o!
Mahareta tokantrano,mahazaka havam-bady @ rrqg rah tononkira.serasera.org tia'nao o!
REF:
Handeha hikopak'elatra aho,
Ataoko veloma ro!
Ka magnahy fa finafako iaby na sary na numero.
DUO:
Ke na mbola tia'ko ianao io o,
Veloma mahereza..
Any an-kafa any angamba o,
Fa tsy antsika le Forever.
(2x)
..
Ke hanao akory ma an-tegna voapetsaky tavela.
Fe za ts' hamono tena satria mbola maro 'ty ajam-pela.
Dia zaho maniry anao ho tafa koa lia..
Ho rehareha ty fianakavia.
Hanambady atao yzpvapk mariage iha,
Hisy peratra tagnana havia.
REF:
(...)
..
[MERCI KOAH ZAIKO twcm NAEL t@ hafatra lehibe]

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NaelHits : 9496
Likes : 0 Like
Created by : safidy.english
Date : 19/04/2021 17:48