Voninahitra (Mpanentana(Avaratranjoma))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra ho an’ AndriamanitraAmin’ny avo indrindra
Ary fiadanana ho ambony tany (1)
Fankasitrahana ho an’ny olona anie (2)
Midera Anao izahay
Misaotra Anao izahay
Mitsaoka Anao izahay
Mankalaza Anao ‘zahay
(2 fois)
Misaotra noho ny voninahitrao lehibe izahay, Andriamanitra Tompo ô!
Mpanjaka any an-danitra Andriamanitra Ray Tsitoha
(2 fois)
Tompo ô! Jesoa Kristy
Zanaka Lahy Tokana
Andriamanitra Tompo
Zanak’ ondrin’ Andriamanitra
Zanaky ny Ray (4 fois)
‘zay manaisotra ny fahotan’izao tontolo izao ; mamindrà fo aminay (ianao ‘zay)
‘zay manaisotra ny fahotan’izao tontolo izao ; mamindrà fo aminay (ianao ‘zay)
‘zay manaisotra ny fahotan’izao tontolo izao ; raiso ny fivavahanay (ianao ‘zay)
‘zay mipetraka eo an-kavanan’ Andriamanitra Ray ; mamindrà fo aminay
Voninahitra ho an’ Andriamanitra
Amin’ny avo indrindra
Ary fiadanana ho ambony tany (1)
Fankasitrahana ho an’ny olona anie (2)
Ianao irery ihany no Masina (2 fois)
Ianao irery ihany no Tompo
Ianao irery ihany no Kristy
Mbamin’ny Fanahy Masina
No Avo Indrindra
Amin’ny Voninahitra
Andriamanitra Ray Amen.(2 fois)
Andriamanitra Ray Amen. (2 fois)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mpanentana(Avaratranjoma)Visites : 103
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : laholo14
Date : 25/05/2024 08:58