MANDRAKIZAY (MIANGALY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao hanaraka anao
Hanandratra hatrany ny anaranao
Efa atoam-poko hatrizay
Ka raha sendra sarotra indraindray
Eo foana ianao ry Ray
Ampy hanazava hitari-dalana
Na homafy aza ny fiaianana iainanay ety
Dia tsy mampanahy f\\’Ianao ysrcbgy hanarina
Hatrizay aho tsy nanao izay sitra-ponao
Ka ny androko sisa dia natokako ho Anao
Mahatsiaro ihany aho ny ny fiainako tsy ampy
Manahy hatrany hatrany ny anio sy ny ewceuqp ho avy
Toa zary fitarainana
Nefa teo foana ianao
Hatramin\\’izay ka hatramin\\’izao
Ny fahasoavako ihany Tompo ô! no tononkira.serasera.org naha toy izao anay
Ireo namana sy ireo manodidina ahy
Hanompo Anao
Raha mbola etoan-tany hatrany an-danitra any
E!e!
Mandrakizay raiso ho Anao ry Ray
Tano ho Anao ny tenanay,fonay
Hanompo Anao ka tahio ry njxt Ray
Ho fahazavanao,tano ho Anao izahay
Ray!(4)Aleloia!(2)Ouh!Ouh!Ouh!
Amen.
AMBONDONA.
Hanandratra hatrany ny anaranao
Efa atoam-poko hatrizay
Ka raha sendra sarotra indraindray
Eo foana ianao ry Ray
Ampy hanazava hitari-dalana
Na homafy aza ny fiaianana iainanay ety
Dia tsy mampanahy f\\’Ianao ysrcbgy hanarina
Hatrizay aho tsy nanao izay sitra-ponao
Ka ny androko sisa dia natokako ho Anao
Mahatsiaro ihany aho ny ny fiainako tsy ampy
Manahy hatrany hatrany ny anio sy ny ewceuqp ho avy
Toa zary fitarainana
Nefa teo foana ianao
Hatramin\\’izay ka hatramin\\’izao
Ny fahasoavako ihany Tompo ô! no tononkira.serasera.org naha toy izao anay
Ireo namana sy ireo manodidina ahy
Hanompo Anao
Raha mbola etoan-tany hatrany an-danitra any
E!e!
Mandrakizay raiso ho Anao ry Ray
Tano ho Anao ny tenanay,fonay
Hanompo Anao ka tahio ry njxt Ray
Ho fahazavanao,tano ho Anao izahay
Ray!(4)Aleloia!(2)Ouh!Ouh!Ouh!
Amen.
AMBONDONA.
--------
Lien:
