Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Herinao (Mbolatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny olako zay nandrakotra ahy
Novahanao,noravanao
Ireo hadalàna izay nameno ny fiainako
Navelanao,nofafanao
Fa sviixf lehibe tokoa raha ny fitiavanao
Lehibe ny herinao
Tsy ho takatry ny saina
Ray be fiantràna
Raha Ianao Tompo ô
Fiverenana: Ka ny andro sisa iainanay
Dia hatokanay hiderana
ekbouwz Ny anaranao ry Ray
Ka ny dera sy ny laza
Voninahitra avo indrindra
kbxw No atolotray ho Anao ry Ray tsitoha
Noho izao rehetra izao
’Reo andro ratsy ,’reo tontolo toa tononkira.serasera.org maizina
Notsilovinao nohazavainao
Ireo lalan-dratsy izay tena nandreraka ahy
Notantaninao, notafianao hery
Fa lehibe tokoa raha ny fitiavanao
Lehibe ny herinao
Tsy ho takatry ny saina
Ray be fiantràna
Raha Ianao Tompo ô
Feony : Solofo Ranarivelo
Tonony : Nary (Zay)
Album "Ho anao" (1997)
Novahanao,noravanao
Ireo hadalàna izay nameno ny fiainako
Navelanao,nofafanao
Fa sviixf lehibe tokoa raha ny fitiavanao
Lehibe ny herinao
Tsy ho takatry ny saina
Ray be fiantràna
Raha Ianao Tompo ô
Fiverenana: Ka ny andro sisa iainanay
Dia hatokanay hiderana
ekbouwz Ny anaranao ry Ray
Ka ny dera sy ny laza
Voninahitra avo indrindra
kbxw No atolotray ho Anao ry Ray tsitoha
Noho izao rehetra izao
’Reo andro ratsy ,’reo tontolo toa tononkira.serasera.org maizina
Notsilovinao nohazavainao
Ireo lalan-dratsy izay tena nandreraka ahy
Notantaninao, notafianao hery
Fa lehibe tokoa raha ny fitiavanao
Lehibe ny herinao
Tsy ho takatry ny saina
Ray be fiantràna
Raha Ianao Tompo ô
Feony : Solofo Ranarivelo
Tonony : Nary (Zay)
Album "Ho anao" (1997)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MbolatianaVisites : 4194
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 21/08/2003 23:29
