ZAVAMISY (Mamychel (Mamy Michel))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana : zavamisy fiainam-bahoaka tsy maintsy mitady n’inon’inona manjo,
miantso anao
Misy vary masaka ve ? hanary fako ô! Misy vary masaka ve?
Glace coco movn esquimau esquimau!
Voasary mandarine grefy ary loranjy!
Tavoahangy e! tavoahangy kapoaka na nestlé hovidiana ô
Haingony : Antsoantso no ameloman’ny olo-maro ny ankohonany
miady mafy e! tsy maintsy miafy ô! ô!
Vao mafana ny koba ô! Koba mafana ô!
Sao dia hividy anan-tsonga anamamy na ravim-bomanga tissam ô!
Sao dia hanakalo ô!
Sesi-kidoro ô
Tsaramaso e!
Aty ny mandeha tononkira.serasera.org , mbola malalaka be ny toerana e! Fenoy efatrefatra lay ao aoriana ao e! Majinika ny vola an?
Atambatambaro kely lay frais tsika azafady e!
misy miala amin’ny manaraka? fiwag Tsisy arret tsony eo ry neny a!
Any aloha any indray e! Misy Miala ? Eo ary vfbftqdf lay MIALA e!
Fiverenana : zavamisy... etsetra etsetra....
Ty ny alamo ô!Ty ny alamo ô!Ty ny alamo ô!
A’ry zato ny alamo ô!
Misy vary masaka ve hanary fako ô! misy vary masaka ve?
Ariana ny fako?
Mamychel (c: OMDA)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mamychel (Mamy Michel)Visites : 3583
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zahkovonona
Date : 20/03/2004 05:37