Ampidiro aloha ny tenimiafina
ZAVAMISY (Mamychel (Mamy Michel))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana : zavamisy fiainam-bahoaka tsy maintsy mitady n’inon’inona manjo,
miantso anao
Misy vary masaka ve ? hanary fako ô! Misy vary masaka ve?
Glace coco esquimau esquimau!
Voasary mandarine grefy ary loranjy!
Tavoahangy e! tavoahangy kapoaka na nestlé hovidiana ô
Haingony : Antsoantso no ameloman’ny olo-maro ny ankohonany
miady mafy e! tsy maintsy miafy ô! ô!
Vao mafana ny koba ô! Koba mafana ô!
Sao dia hividy anan-tsonga anamamy na ravim-bomanga tissam ô!
Sao dia hanakalo ô!
Sesi-kidoro ô
Tsaramaso e!
Aty ny mandeha , mbola malalaka be ny toerana e! Fenoy efatrefatra lay ao ejdbjb aoriana ao e! Majinika ny vola an?
Atambatambaro kely lay frais tsika azafady e!
misy miala amin’ny manaraka? Tsisy arret tsony eo ry neny a!
Any rzlywjp aloha tononkira.serasera.org any indray e! Misy Miala ? Eo ary lay MIALA e!
Fiverenana : zavamisy... etsetra etsetra....
Ty ny alamo ô!Ty ny alamo ô!Ty ny alamo ô!
A’ry zato ny alamo ô!
Misy vary masaka ve hanary fako ô! misy vary masaka ve?
Ariana ny fako?
Mamychel (c: fvqemk OMDA)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mamychel (Mamy Michel)Hits : 3584
Likes : 0 Like
Created by : zahkovonona
Date : 20/03/2004 05:37