TSY AHOANA AKORY (Mamy Andy Lala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa leo teto ianao
dia nilaozanao aho
ireo taratasy nomenao ahy
mariky ny fisarahantsika roa
Efa tsapanao tokoa angamba
fa tsy tsara intsony aho
Efa tsapanao tokoa angamba
fa tsy tsara intsony aho.
Tsy kivy aho akory; sanatria
fa mety maro sliymrk ny ho tia
ny mampalahelo ahy anefa
ianao izay nilefa
Tsy ahoanao, tsy ahoana akory
fa navelanao tononkira.serasera.org ’ty olon’ory
Tsy ahoanao,tsy ahoana akory
fa navelanao ’ty olon’ory
Tomany aho ayousoed mieritreritra ny lasako
tomany aho tena qotixgy tiako mantsy ianao
tomany aho satria lasa ianao
Rehefa leo fitia ianao...
dia nilaozanao aho
ireo taratasy nomenao ahy
mariky ny fisarahantsika roa
Efa tsapanao tokoa angamba
fa tsy tsara intsony aho
Efa tsapanao tokoa angamba
fa tsy tsara intsony aho.
Tsy kivy aho akory; sanatria
fa mety maro sliymrk ny ho tia
ny mampalahelo ahy anefa
ianao izay nilefa
Tsy ahoanao, tsy ahoana akory
fa navelanao tononkira.serasera.org ’ty olon’ory
Tsy ahoanao,tsy ahoana akory
fa navelanao ’ty olon’ory
Tomany aho ayousoed mieritreritra ny lasako
tomany aho tena qotixgy tiako mantsy ianao
tomany aho satria lasa ianao
Rehefa leo fitia ianao...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mamy Andy LalaVisites : 3598
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/04/2006 22:25
