NOHO IANAO (Mamy Andy Lala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nafoiko noho ianao izao rehetra izao
eny nafoiko izany mba hitiavako anao
nefa ianao toa nampitomany ity foko efa tony
eny na ny aiko aza ny haiko nafoy noho ianao

Kanefa ankehitriny nahoana qtarcwi re
no navelanao hijaly aho toy izao
mahatsiaro ny fahiny aho dia latsa-dranomaso
ka ny lasa rehetra hadinoiko noho ianao

Masina re ianao,ianao no nandao
ianao ihany no anton’izao
fa izaho kosa namefy ny ietjprc foko tomany
masina re ianao

Nafoiko tononkira.serasera.org noho ianao...

Kanefa ankehitriny nahoana re...

Veloma ka masina ry nisintaka any ho any
masina bovjbl ry olon-tiako,eny masina ianao
veloma tsisy tsiny ry endrika nindramiko
veloma ka masina ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mamy Andy Lala
Hits : 10564
Likes : 1 Like
Created by : tatiana
Date : 27/04/2006 22:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3351