TSY AHOANA AKORY (Mamy Andy Lala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa leo teto ianao
dia nilaozanao aho
ireo taratasy nomenao ahy
mariky ny fisarahantsika roa
Efa tsapanao tokoa angamba
fa tsy tsara intsony dtbfiekh aho
Efa tsapanao tokoa angamba
fa tsy tsara srgs intsony aho.
Tsy kivy aho akory; sanatria
fa mety maro ny ho tia
ny mampalahelo ahy anefa
ianao ghyodbv izay nilefa
Tsy ahoanao, tsy ahoana akory
fa navelanao ’ty olon’ory
Tsy ahoanao,tsy ahoana akory
fa navelanao ’ty olon’ory
Tomany aho mieritreritra ny lasako
tomany aho tena tiako mantsy ianao
tomany aho satria lasa ianao
Rehefa leo tononkira.serasera.org fitia ianao...
dia nilaozanao aho
ireo taratasy nomenao ahy
mariky ny fisarahantsika roa
Efa tsapanao tokoa angamba
fa tsy tsara intsony dtbfiekh aho
Efa tsapanao tokoa angamba
fa tsy tsara srgs intsony aho.
Tsy kivy aho akory; sanatria
fa mety maro ny ho tia
ny mampalahelo ahy anefa
ianao ghyodbv izay nilefa
Tsy ahoanao, tsy ahoana akory
fa navelanao ’ty olon’ory
Tsy ahoanao,tsy ahoana akory
fa navelanao ’ty olon’ory
Tomany aho mieritreritra ny lasako
tomany aho tena tiako mantsy ianao
tomany aho satria lasa ianao
Rehefa leo tononkira.serasera.org fitia ianao...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mamy Andy LalaVisites : 3597
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/04/2006 22:25
