My Ditra (Mafro Martiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay My...
Ianao ilay My...

Ref : (x2)
Ianao ilay my ditra, please don't give a shit
Maneho ny maha bitch, rika ampelasoa sady tsara bika
Nefa ianao 'nge maditra amin'ilay fijerinao masiaka
Dia misy feo mibitsika, indrindra izy refa ditsoka

Jereo ty ataony, lestim izy addict
Rouleo ny Ylom ataovy royal spliff, c'est ce qu'elle m'a dit
Izany ampela tia mandihy, tia mampihetsika ny andilany
Indindra refa anizid, tafiditra lalina amin'ny delirany
Nefa aleo ilamina, tafalatsaka lalina ianao mama
Ento mora iany, mbola lava ny andro ilalaovanao
Mbola tsy hay izay iafarany, f'efa ratsy fiandoana mama
Ka alamindamino ihany, fa mbola lava ny andro ilalaovanao

Ref : ...

Fa izy hono tsy anaiky fa higoka ny antanorany
Manao loha ana adolan-tsento, ataony vahana ny atsarany
Nefa tsy afaka satria ianao bitch miteraka fakam-panahy (fakam-panahy)

(x2)
Fa ianao ilay diso (zay eh)
Mino ianao tsy mino ianao tsara
Mbola ho ladie ianao mama
Na tianao na tsy tianao ao izany eh

Ref : ...

Fa ianao ilay diso...

Ref : ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mafro Martiora
Visites : 128
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anaf Andriam
Date : 26/02/2024 22:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0703