Dya (Mafro Martiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Baby, efa hainao ihany
Fa ny fon-bandy natokana ho anao io
Za fa crazy, mila ho lasa adala
Manary lamba koa tsisy anao io

(x2)
Ka tsisy tokony ampitatasika
Efa diso kobonao ny amintsika tsika
Efa tsisy raha miafina ka tsisy tokony ampiafy

My Baby yao my baby ah
Efa ela nifankatia
Ka andao anao la vie ah
Na de misy dyadya
My baby ooh my baby ah
Andao hiara-dia
Ka eny antsapanana eny tsy maintsy misy dyadya
Dya dya dya
Matonga za be famalia, tiako matoa iadivako
Dya dya dya
Ny antsika roa ho doria dia ianao anilako

Taminao ny tsiron-draha tena machiro
Ny mpitaty ra-kena atao mitan-jiro
Bobaka be ny tsy nino hoe tsika roa 'nge hoa mignon
Fitia fa nandaniko vola io, yst oik tsika roa na hoe hifamono
Eny himason'olona mifampitolona, manodidina efa leo mifosa
Ke tsy masaraka zah, hoento za anaraka anao
Ka ilay delira-anao iny hiaretako avao
Satria tiako Zay tinao, vavan'olo tsy atao tsika mampi-dyadya
Fa tsisy atakaloko anao eto am-donia ka mitonia malalako oh

My Baby yao my baby ah ... (x2)

Baby, efa hainao ihany ...

Ka tsisy tokony ampitatasika ...

My Baby yao my baby ah...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mafro Martiora
Vangy : 153
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 26/02/2024 22:33
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0122