Mena Masoandro (Mafro Martiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
Refa masoandro mody iny, any aminay
'Zaho sasa-miandry anao eo amin'ny paompy
Sady efa nohentiko le esma tena tiandry
Refa masoandro mody iny, any aminay
'Zaho tsy maintsy miandry anao eo amin'ny paompy
Sady efa nohentiko ny ylom tena tiandry
'Zaho aza avelanao midongizina be, xfjqsxi efa aiko ianao fa manao beauté
Tsy hoe akdmuwin ny bandy no manaitaka be fa tsy tononkira.serasera.org te hiravaka an'ity ela be
Sady efa maika be ny te ho myvas Anizid sady eo anilany tiana
Maika hijeranao mivanitika be, maika hijery an'ilay sourire anao
Tonga iany ianao fa somarary taratara
Masonao mijery avy lavitra misy tiany ambara
Fa raha ny amintsika roa hafa kely ny tantara
Efa nandramanay daholo ny bonan'ny gasikara
Fa io, tsy ho lany, fa mbola hafa ihany (anizid miaraka Aminao)
Ref : ...
(x2)
Mena Masoandro
Efa mena maso aho, mena masoandro

'Zaho aza avelanao midongizina be...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mafro MartioraHits : 1167
Likes : 0 Like
Created by : Anaf Andriam
Date : 26/02/2024 22:18