3=1+1 (Mafro Martiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
The beauty delicious queen came finally to Mafro's house
And then we can imagine the scene as one thing leads the another
Loudness, inside to the bedroom

Ref: (x2)
Tsy Navelanao nopiako ny jiro
Ny hanisy fiarovantena hozy esory ao an-tsainao
Zaho tsy hoe zatra tsisy Jiro hozy
Fa efa ela no niandrasany anao
Mafro oh

Dia nalefany ny hirako
Dia ny vatany natolony ho ahy
Nisy Tombo-kavatsa hitako
Milaza 3 mira 1 ampiana 1

If the night is the night we're gonna make it right
Feeling a breath upon my neck and then I understand
One plus one makes three
Strange algorithm, strange mathematics

Aoka aloha fa zaho mbola tsy niomana
Ianao ohatra ny tsara kajy
Ny fahasoavanao mety ho olako io
Satria, zaho efa misy miandry
Nefa indrisy tao an-tsaiko ihany izany
Fa izy eo amboniko eo, manapatra ny adalany
Amin'ny fony manontolo, tafalatsaka lalina
Dia nokaikeriny ny molony
Hila ho tonga aho mba marina eh eh

Ref : ...

As the night was silenced she insisted making love
While the light turned on what could Mafro do?
He could follow, her ideas
And then
Loudness again, loudness still
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mafro Martiora
Visites : 185
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anaf Andriam
Date : 26/02/2024 22:40
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011