Ngôma anao (Litou)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela be no tsy nahitako anao ô
Fa ny akamanao aty efa té hanoroka anao ô
Ny aty aloha tsy nanadino fa asa enao raha namafa e!
Fa tsy tiako horava ny an-tsika roa fa hiriko mandramaty e!

Ka mba rahovina enao no hadalo e!
Fa lasa andala aho ka mba tongava e! (X2)

Ref: Fa ngôma anao ny aty e!
        Tsy nahita tory ouh!
        Ka malahelo anao e!
        Ka mba miangavy mody ouh!
Fa té ahita anao!
Ny aty e!
Fa té ahita anao!
Ny aty e!
Fa té ahita anao!
Ny aty e!
Fa té ahita anao!
Ny aty e!

Fa zah nge tavela aty e!
Navelanao irery e!
F'enao tsy nadalodalo ô!
Tsy nijerinjery e!
Fa ngôma aho mahatsiaro aty e!
Tsy hantoandro tsy haria omenao tsiny aho raha ny anaranao
Noho vita hirahira e!

Ka mba rahovina enao no hadalo e!?
Fa lasa andala aho ka mba tongava e!(x2)


Ref: Fa ngôma anao ny aty e!
        Tsy nahita tory ouh!
        Ka malahelo anao e!
        Ka mba miangavy mody ouh!
Fa té ahita anao!
Ny aty e!
Fa té ahita anao!
Ny aty e!
Fa té ahita anao!
Ny aty e!
Fa té ahita anao!
Ny aty e!
A/c:Lytou

      
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Litou
Visites : 1885
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : dinanomna
Date : 09/04/2017 14:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0799