Tsy raikitra (l'henoumet)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka hifarana eo ny fiarahantsika roa
F’izaho efa leo tena tofoka tokoa (2 fois)
Tsy indry anie tsy akory no tsy tiako
Fa mahasosotra ahy papandriko
Sakay kely rano masiaka dia masiaka
Vao miditra ny trano aho dia ataony roaka alika (2 fois)
Indray andro izay aho mantsy raha nitady andry
Dia nambanany antsy avy any andakozia (2 fois)
Ka tsy fantatro mihitsy izay antony
Fa saika nolakoiny ity vinantony
Tsy maha ho any rkzaklln intsony aho fa manirikiry
Ny aina hono mantsy tsy ananam-piry (2 fois)
Tia andry atcemkf tanteraka obbjzau aho ry kala tokako
Nefa toa mandreraka ahy ny ataon-drafozako (2 fois)
Koa aoka ihany akia fa tsy raikitra
Ny mason’i tononkira.serasera.org Papandry toa hanaikitra
Tena tsy mifankahazo izahay mianaka
Isika hono mansty tsy mahazo miaraka (2 fois)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : l'henoumetVisites : 669
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tynede
Date : 28/03/2023 09:12