Fiadanana anaty (Laz)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natomboko hatramn'ny fanaovana meditaka.Ny fahaizana manaiky hoe any indray andro ny akaikin'ny fo koa mety hisitaka
Hatramin'ny fanitsikitsihana hoe ny sain'ialahy hono mety marary
Naraviko nataoko bango tokana naveriko nataoko sary
Tsy ilaiko hoe ho fatatra mihintsy raha misy ny kôzy any ambadika
Hodiko milamina rehefa ilay sendra ny akama namadika
Marary anie ilay miertreritra rehefa ny lasa no atao jery todika
Androany anie mbola tsy tara e, raha te hanana fo tsy ho potika
Isaky ny sedra lalovana nianatra mafy nanindry fo
Nohezahana hoe notrandrahana ny hery ao anaty izay tsy nifoha
imbetsaka nandondona am'ireo varavarana tsy nivoha
Imbetsaka koa no voatorabato fa miarina fona refa avy vo
Ninoninona kombaka ho entina positivena tsy misy itarainana.
Na olana mafy etudiena miravina ho azy raha atao ampisainana
Mamorona paradisa.
Rindran'damina hikolo saina
Mba hiainana amin'ny andro sisa ireo fiainana mamy tsy ho tanisaina
Inner peace is a choice.
It's a free choice for all.
Why worry about those things that we can control.
Every step.
Can be filled joy every step we make.
We Can build a paradise every breath we take.
We are the guide on the way that we have choosen.
We can have somes heat even we are frozen.
love and peace... let we share more serenity
Putting our struggles to reachinng tranquility
Mie mahafantatra tsikelikely ny vatana , ny toetra, ny saina sy fanahy.
Sy ilay notsongaina ao anatin'ny hatsiaka izay mety hanafana ahy.
Efa mino hoe ny fanatenana tsy foana a.
Nalaviroko ny fijery mihiba hitako nahadiso foana ahy..foana..
Mazava ny lalana. Tsy ahoako izay mitsivalana
Ny fitaitainana sy fitoniana efa nozaraiko kitay telo andalana
Na havia na havanana efa tsara ambina amin'izay mihatra
Tsy menatra mihintsy amin'izay ananana fa ny ao an'tsaina ao manome miotra... Leseeeeee
Indraindray ny fo ranomafana... ary mety handroatra
Namboariko dia notefeko manokana ny ahy tsy mora misendoatra. Loatra..
Ny zava-misy amin'ny fiarahamonina tsy voatery hitovy amin'ny saina loatra.
Fa ho hangoniko ataoko fitaovana mety hampivoatra ,ary hioatra
Fiadanan-tsaina lesy namana ny zava dehibe.
Ka,Kalam fotsiny amin'ireo mpanenjika Be dia be
Tsy vita ny hoe, vatana , bika ivelany no hoentina mandende
Fa Raisiko fona iny ny ahy ny adidiko ary hijoroako amin'ny maha olon-dehibe
Inner peace is a choice.
It's a free choice for all.
Why worry about those things that we can control.
Every step.
Can be filled joy every step we make.
We Can build a paradise every breath we take.
We are the guide on the way that we have choosen.
We can have somes heat even we are frozen.
love and peace... let we share more serenity
Putting our struggles to reachinng tranquility
Yeahh. Na akaikin'ny fon'ialahy izao ary, Olona ratsy hono ialahy rehefa tsy mitovy aminy.
Nefa noraisiko ho fijery ambony ilay ambaniny...
Ny hevitra miady mety tsy voatery hitovy mihintsy.
Ny fanambaniana miditra ao an'tsofina rehefa ato anatiko averiko ahitsy.
Safidy manokana raha te hanaitaka , raha te ho sambatra.
Tsy zaka ary mafy bataina hoe reny fandemen-tsaina ireny no atambatra
Matetika rehefa ilay tokony ho marina ialahy no lazaina fa miangatra
hanorenako hery ato anaty fa hany indray andro izy hahavoa mason'angatra
Ny tolona miandry hampilamina foana isan'andro ilay ady ao an'tsaina
nofefena mba handry fahalemana anaty izay zava-katsaina
Fantaro izay tena ao anatin'ialahy ... izay ihany ny fepetra hajaina
Ho ataoko veloma ilay fiasana loha tamin'i mreny mbola azo gejaina
Inner peace is a choice.
It's a free choice for all.
Why worry about those things that we can control.
Every step.
Can be filled joy every step we make.
We Can build a paradise every breath we take.
We are the guide on the way that we have choosen.
We can have somes heat even we are frozen.
love and peace... let we share more serenity
Putting our struggles to reachinng tranquility
[Nampiditra]:
RAKOTONARIVO Sitrakiniaina Tantely
--------
Rohy:
