Fiadanana anaty (Laz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natomboko hatramn'ny fanaovana meditaka.
Ny fahaizana  manaiky hoe any indray andro ny akaikin'ny fo koa mety hisitaka
Hatramin'ny fanitsikitsihana hoe ny sain'ialahy hono mety marary
Naraviko nataoko bango tokana naveriko nataoko sary

Tsy ilaiko hoe ho fatatra mihintsy raha misy ny kôzy any ambadika
Hodiko milamina rehefa ilay sendra ny akama namadika
Marary anie ilay miertreritra rehefa ny lasa no atao jery todika
Androany anie mbola tsy tara e, raha te hanana fo tsy ho potika

Isaky ny sedra lalovana  nianatra mafy nanindry fo
Nohezahana hoe notrandrahana ny hery ao anaty izay tsy nifoha
imbetsaka nandondona am'ireo varavarana tsy nivoha
Imbetsaka koa no voatorabato fa miarina fona refa  avy vo

Ninoninona kombaka ho entina  positivena tsy misy itarainana.
Na olana mafy etudiena miravina ho azy raha atao ampisainana
Mamorona paradisa.
Rindran'damina hikolo saina
Mba hiainana amin'ny  andro sisa ireo fiainana mamy tsy ho tanisaina

Inner peace is a choice.
It's a free choice for all.
Why worry about those things that we can control.
Every step.
Can be filled joy every step we make.
We Can  build  a paradise every breath we take.

We are the guide on the way that we have choosen.
We can have somes  heat even we are frozen.
love and peace... let we share more serenity
Putting our struggles to reachinng tranquility

Mie mahafantatra tsikelikely ny  vatana , ny toetra,  ny saina sy fanahy.
Sy ilay notsongaina ao anatin'ny hatsiaka izay mety  hanafana ahy.
Efa mino hoe ny fanatenana tsy foana a.
Nalaviroko ny fijery mihiba hitako  nahadiso foana ahy..foana..

Mazava ny lalana. Tsy ahoako izay mitsivalana
Ny fitaitainana sy fitoniana efa nozaraiko kitay telo andalana
Na havia na havanana efa tsara ambina amin'izay mihatra
Tsy menatra mihintsy amin'izay ananana fa ny ao an'tsaina ao manome miotra... Leseeeeee

Indraindray ny fo ranomafana... ary mety handroatra
Namboariko dia notefeko manokana ny ahy tsy mora misendoatra. Loatra..
Ny zava-misy amin'ny fiarahamonina tsy voatery hitovy amin'ny saina loatra.
Fa ho hangoniko ataoko fitaovana mety hampivoatra ,ary hioatra

Fiadanan-tsaina lesy namana  ny zava dehibe.
Ka,Kalam fotsiny amin'ireo mpanenjika Be dia be
Tsy vita ny hoe, vatana  , bika ivelany  no hoentina mandende
Fa Raisiko fona iny ny ahy ny adidiko ary hijoroako amin'ny maha olon-dehibe

Inner peace is a choice.
It's a free choice for all.
Why worry about those things that we can control.
Every step.
Can be filled joy every step we make.
We Can  build  a paradise every breath we take.

We are the guide on the way that we have choosen.
We can have somes  heat even we are frozen.
love and peace... let we share more serenity
Putting our struggles to reachinng tranquility

Yeahh. Na akaikin'ny fon'ialahy izao  ary, Olona ratsy  hono ialahy  rehefa tsy mitovy aminy.
Nefa noraisiko ho fijery ambony ilay ambaniny...
Ny hevitra miady mety tsy voatery hitovy mihintsy.
Ny fanambaniana miditra  ao an'tsofina rehefa ato anatiko averiko ahitsy.

Safidy manokana raha te hanaitaka , raha te ho sambatra.
Tsy zaka ary mafy bataina hoe reny  fandemen-tsaina ireny no atambatra
Matetika rehefa ilay tokony ho marina ialahy  no lazaina fa miangatra
hanorenako hery ato anaty fa hany indray andro izy hahavoa mason'angatra

Ny tolona miandry hampilamina foana isan'andro ilay ady ao an'tsaina
nofefena mba handry fahalemana anaty izay zava-katsaina
Fantaro izay tena ao anatin'ialahy ... izay ihany ny fepetra hajaina
Ho ataoko veloma ilay  fiasana loha tamin'i mreny mbola azo gejaina

Inner peace is a choice.
It's a free choice for all.
Why worry about those things that we can control.
Every step.
Can be filled joy every step we make.
We Can  build  a paradise every breath we take.

We are the guide on the way that we have choosen.
We can have somes  heat even we are frozen.
love and peace... let we share more serenity
Putting our struggles to reachinng tranquility

[Nampiditra]:
RAKOTONARIVO Sitrakiniaina Tantely
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Laz
Vangy : 81
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Masoka
Daty : 31/10/2025 16:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0678