Soava (Laz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
>> REFR
SOAVA
Na ho lava ny lalana ho diavina
SOAVA
Na maro ny adidy ho loloavina
SOAVA
Samy ho tonga amin'ny tanjona irina,hasambarana , vola zay mbola ho tadiavina.
SOAVA
Ireo mikiry sy miezaka ny  ho tafita
SOAVA
Tsy manaiky fa tsy maintsy ho tafa eto
SOAVA
Ireo mifofotra te ho tonga alavitra, na dura ny ady  mikiry izay vita

>> CPL1
Tonga eto aho mirary an'ny ialahy isany ho tafita ary ampa-vitrihana amin' ny ady izay  hatrehana,
Tairo kourazy oa maneee,
Mba any aoriana  hisitrahana izay noketrehana,  
'ndao ara lesy  e , (tairo o) ,
Roito  handeha  hiakatra hiakatra  io mandra-pandresy
Dia tsara mandroso ho  tsara miverina,
Mandrosoa hasina amin'izay heverina,
Ireo te ho tafita handeha  hianatra mafy miari-tory ,
Anatina filaharan'dava  miandry tour ...
Dia efa kouraka  jiaby jiaby ...
Mba hial  ny sakana zay nanorotoro,
Efa  niaretana impiry eee,
Amin'ity life mie pire mie pire ee,
Ho an'ireo efa ela ny  niarim-pery ka mba samy ho tahian'ilay Mpiaro azy,
Ho an'ireo ilay manaja ny anaran'dray  mbola manome lanja ny fianakaviana,
Tsy miamboho adidy ary mahay mandray ho tonga anakatry ny  avo ireo vina vina...
Ny tany nge lesy aa boribory
Tsofinay rano ialahy mba tsy atoritory,
Mba hiala amzay oa le sorisory..
Dia tairo ilay nofy amzay sambory eee!

>> CPL2
Ialahy ilay te hanatsara ny ao ankohononana ,
Mijoro mahitsy @ fomba fisainana  ,
Na be ny andraikitra iambozonana ,
De  bonsa  lesy amin'ny  onjam-piainana ...
Zay hita fa mafy be.
Ho an'reo hiasa any am-pita, mbola hiatrika dingana mafy be...
Mirary soa @ rythme miandry fa ho  tafa io vao vita ilay fiainana miafy be...
Ireo manao tsy  salama,mie osa   mie-very  ireo  tokin'aina
Mba ahazo pouvaka ho fanatenàna,ahazo hery ara-batana , ho mafy aran'tsaina
Ialahy ilay te hitrôtra hiady  hapanjaka ny marina
Ireo soldat mbola tsy mety tafarina
Samy ho ambinin'java manasatra
Ho tody amn'ny ho avy ho tratrarina maneeee

>> CPL3
SOAVA
Ireo sàahy mijoro ho an'ny taranaka
SOAVA
Ireo mikiry an'ny vady aman'janaka
SOAVA
Ireo maràry miandrandra ho salama
SOAVA
Ireo tsy an'asa maniry hikarama
SOAVA
Ireo tàaanora liam-piavoarana
SOAVA
Ireo milofo te hamita fianarana
SOAVA
Ireo misedra mandalo andro sarotra
SOAVA
Ireo te hapandroso ny faritra

[Nampiditra]:
RAKOTONARIVO Sitrakiniaina Tantely
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Laz
Visites : 90
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Masoka
Date : 31/10/2025 16:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0757