BOGOSY Mi-ram (KIRI' DHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehe revy atao dia toy raha e,Tsa miala mandra-maraiña e
Vava ampiasà mba tompony i e,
Tsa lany fa dia alà mady e!
Ny kilonga apela sy mañato androa de,
i de koa tsa taoeo aniany ô.
Ny kilonga apela sy mañatsika de,
Odiany tsa re sady tsa hita.
Vola anefa misy, heñatsa ro be,
Tegnanao bôgôsy, salasala ro be.
E ny fitea mitavozavoza ô,
Ny tokony ho am-bava atolaky ny oro ô.
Lehilahy bôgôsy mi-ram ô,
Mañome chance ny mailomailo ô.
Lehe agn' am-piasà matotsa be,
Tsa misy mandilatsy azy ee!
Lehe agn' atanà olon-kendry be,
Mahefa sy mahavita be ô.
Mampijalijaly e, heñatseñatsy io e,
Tsa ahavitan-draha e, tahotahotsy io e
Tsa ahazoa apela e, heñatseñatsy io e,
Na de bôgôsy e, de mandry irery e,
Na akory nara e, tsa misy mpagnotro ee
Endry ô tsika ô!!
Endry ô tsika r'olo ô!!
Revirevy io mahafinaritse
Fahendren'io tena tampony e
Miasa soa io koa dia OK.
Endry ô tsika ô!!
Endry ô tsika r'olo ô!!
A/C: Papa Léon
Nampiditra:Francis Odet - RFO project
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KIRI' DHYVisites : 692
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rfo_project
Date : 16/11/2020 14:25