AFAKA AHO (KIADIN'I KRISTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao anaty fiainana feno fotaka mandrevo
No nisy feo niantso ahy, mba hiala tononkira.serasera.org tsy ho andevo
Dia ny feon'Ilay Jesoa niantso ahy mora tsy nanery
Nanainga ahy zanaka adala, efa tonga ondry very.
Raha ny fiainako fahiny no ambarako eto ubiey izao
Tsy nahitako fiadanana, fahoriana no hita tao
Sarim-pifaliana no nogahako
Vokatry ny ota rehetra izay efa yziutj vitako
Nefa Jesoa no efa voahombo
Tambonin'ny hazofijaliana
Nanafaka ny halemeko
Sy ny ota vitako tety
Nefa Jesoa no efa voahombo
Tambonin'ny hazofijaliana
Nanafaka ny halemeko
Sy ny ota vitako tety
Ditra marobe tokoa no efa vitako hatrizay
Soa fa teo Ianao Jesoa avy ka nanainga ahy
Mba hiantsampy ka hialoka eo an-tratranao
Zay nanome ahy hery vao hampiova ny fanao.
Nefa Jesoa no efa voahombo
Tambonin'ny hazofijaliana
Nanafaka ny halemeko
Sy ny ota vitako tety
Nefa Jesoa no efa voahombo
Tambonin'ny hazofijaliana
Nanafaka ny qpjfo halemeko
Sy ny ota vitako tety
Ka olon'afaka aho tena afaka tokoa
Satria nohafahan'i Jesoa.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KIADIN'I KRISTYVisites : 3107
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Hajaznkdd
Date : 20/01/2013 02:18