ATSANGANAO INDRAY (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro fa krkqo tia ahy Ianao
Na mandalo mafy aza aho
Fantatro fa tia ahy qzbsoea Ianao
Tsy mahafoy ahy Ianao
Be ireo izay efa nolalovako
Nisedra ny mafy teny aho
Toa tsy hitako intsony tononkira.serasera.org izay hiafarana
Soa fa mbola teo uguckjd Ianao
Ref : Atsanganao indray ho tsara kokoa
Ny fiainakoTompo ô!
Mihoatry ny taloha
Tsy avelanao ho rava mandrakizay aho
Tompo ô! tia ahyIanao
Mpanarina fiainana Ianao
Mpanangana fiainana Ianao
Tsy misy zavatra tsy hainao atao
Tompo ô ! mino Anao aho
Na mandalo mafy aza aho
Fantatro fa tia ahy qzbsoea Ianao
Tsy mahafoy ahy Ianao
Be ireo izay efa nolalovako
Nisedra ny mafy teny aho
Toa tsy hitako intsony tononkira.serasera.org izay hiafarana
Soa fa mbola teo uguckjd Ianao
Ref : Atsanganao indray ho tsara kokoa
Ny fiainakoTompo ô!
Mihoatry ny taloha
Tsy avelanao ho rava mandrakizay aho
Tompo ô! tia ahyIanao
Mpanarina fiainana Ianao
Mpanangana fiainana Ianao
Tsy misy zavatra tsy hainao atao
Tompo ô ! mino Anao aho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Pasteur Jocelyn RANJARISONVisites : 21728
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 24/02/2014 08:53
