ATSANGANAO INDRAY

Lohateny ATSANGANAO INDRAY
Nampiditra isabellafelana
Tamin'ny 22/12/2014 18:22
Vangy : 189

Fantatro fa tia ahy Ianao


Na mandalo mafy aza aho


Fantatro fa tia ahy Ianao


Tsy mahafoy ahy Ianao





 Be ireo izay efa nolalovako


 Nisedra ny mafy teny aho


 Toa tsy hitako intsony izay hiafarana


 Soa fa mbola teo Ianao





Ref : Atsanganao indray ho tsara kokoa


        Ny fiainakoTompo ô!


        Mihoatry ny taloha


       Tsy avelanao ho rava mandrakizay aho


       Tompo ô! tia ahyIanao





Mpanarina fiainana Ianao


Mpanangana fiainana Ianao


Tsy misy zavatra tsy hainao atao


Tompo ô ! mino Anao aho


© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0087