NY AKANY (Jean Nico)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza n’aiza misy ahy
Ny foko anie dia mahatsiahy
Raha vao misy endrin-tany
Ahatsiarovako ny akany

Lohasaha sy havoana
Tamboho sy saha mifanoloana
Renirano mikoriana
Hatsiarovako olon-tiana
    tononkira.serasera.org           Fiv. : Lohasaha sy havoana
                        Tamboho sy saha mifanoloana
                        jmgb Renirano mikoriana
      stnm suozg                   Hahatsiarovako olon-tiana

Ry ambanivohitray
Misy any andro iray
Hahazoanay mody
Fa ny mody fanafody
Lohasah sy havoana..........

--------
Lien:
Commentaires
LAndrianasolo ( 17/04/2019 08:05)
Ny Akaniko no tena lohan tenin ity hira ity. Mankasitraka t@ fizarana.
Ny zanany
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jean Nico
Visites : 3380
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rafangotsohana
Date : 10/10/2008 10:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0367