Jean Nico

Hampiditra sary Nampiditra lemenakely
24/05/2007 00:58
Hiran'i Jean Nico 3 Jereo eto
Vangy : 1883
Mpankafy : 0 Ankafizo
I Jean Nico na Andrianasolo Jeannot Evariste dia artista anankiray tena tiako indrindra noho ireo hirany milaza fihetseham-po daholo ny ankamaroany, nodimandry izy ny zomà 3 mey 1991.
Mpirahalahy kambana no namorona ny tarika tany amin'ny taona 60 tany ho any : RANDRIANASOLO Janeau Evariste (maty ny 02 mey 1991) sy RANDRIAMIFIDY Jacques Nicolas (maty ny 01 septembre 1978).

Hevitra momba an'i Jean Nico

dolbia (21/07/2008 15:12)
I Jean Nico na Andrianasolo Jeannot Evariste dia artista anankiray tena tiako indrindra noho ireo hirany milaza fihetseham-po daholo ny ankamaroany, nodimandry izy ny zomà 3 mey 1991. Tsy hadinoko mihitsy ny nilazàn'i Ramahafadrahona ny nahafatesany ny alin'ny alakamisy talohan'io. Teny Behoririka teo akaikin'ny Shell teo no tranony fa asa na mbola ao ny vady aman-janany. Izaho dia mirary raha mirary mba hisy fanilo hitondra ny hiran'i Jean Nico amin'ny taranany satria dia mamy tokoa ny hirany. Misaotra tompoko

Hiran'i Jean Nico (3)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0104