Malomaloka (Jean Nico)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malomaloka ny androMitora-jofo ny rivotra
Lasa nody ny masoandro
Mampanembona ahy ny fahiny.
Vetsoiko anao mangina
Ny alahelo ato am-poko
Ho anao irery izay nofidiana
Aoka re tsy hiova loko.
Tsaroako tato an-tsaiko
Izay niarahako taminao
Ianao izay tiako sy lalaiko
Tiako hatramin’izao
Vetsoiko anao mangina
Ny alahelo ato am-poko
Ho anao irery izay nofidiana
Aoka re tsy hiova loko (bis)
--------
Lien:
Commentaires
LAndrianasolo
(
17/04/2019 08:09)
Tohiny
Tsaroako tato an-tsaiko
Izay niarahako taminao
Ianao izay tiako sy lalaiko
Tiako hatramin’izao
Vetsoiko anao mangina
Ny alahelo ato am-poko
Ho anao irery izay nofidiana
Aoka re tsy hiova loko (bis)
Tsaroako tato an-tsaiko
Izay niarahako taminao
Ianao izay tiako sy lalaiko
Tiako hatramin’izao
Vetsoiko anao mangina
Ny alahelo ato am-poko
Ho anao irery izay nofidiana
Aoka re tsy hiova loko (bis)
LPA75
(
13/08/2023 09:01)
Mankasitraka indrindra nampiditra ity hira tian i dadako ity.