Redemption songs (Jaky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nosamborina toy ny biby
Nalafo toa entana koa
Tsy yswbhv mba nanan-tsafidy
Voahitsaka ao an-tampon-doha

Nefa notantanan'i Havo
Notahiany hatrany hatrany
Notohanany foana tsy ho lavo
Mijoro zpqamw androany

Fahafahana,
No 'ndeha ho hiraina
Isika nohitsakitsahina
Mitsangana, tafatsangana

Vahao ny gadra manandevo ny saina
Tsisy anafaka anao raha tsy ianao
Ireo mahery setra dia hiala maina
Fa madroso foana izao tontolo izao

Na hovonoina lrosops aza ny Mpaminany
Vavolombelony isika vahoaka ôo!
Ilay boky ho soratan-tsika hatrany
Isan'andro, Isan'andro, isan'ora

Fahafahana,
No 'ndeha ho hiraina
Isika nohitsakitsahina
Mitsangana, tafatsangana
.................................................
Vahao ny gadra manandevo ny saina
Tsy misy anafaka anao raha tsy ianao
Ireo mahery setra dia hiala maina
Fa madroso foana izao tontolo izao

Na hovonoina aza ny Mpaminany
Vavolombelony isika vahoaka tononkira.serasera.org ôo!
Ilay boky ho soratan-tsika hatrany
Isan'andro, Isan'andro, isan'ora

Won't you help to sing
These songs of freedom
'cos all I ever had
Redemption songs
'cos all I ever had
These songs of freedom
Redemption songs.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jaky
Visites : 1839
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 19/05/2018 09:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0288