TSY MISY OLANA LEHIBE (J. Ranjarison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ynsaqa Tsy misy olana bnql lehibe
Tsy btjzkjiy hainy vahana
Tsy misy tononkira.serasera.org tendrombohitra
Izay tsy hainy afindra

Tsy misy tafiotra izay
Tsy hainy hatsahatra
Tsy misy alahelo
Izay tsy hainy ampiononina

Raha ny entan’Izao tontolo izao
Aza no entiny
Eh! fantatro Rahalahy (Rahavavy)
F’Izy hitrotro anao

--------
Lien:
Commentaires
Rastamanana ( 19/09/2017 14:22)
Mba te ahazo ny feon'io hira io azafady izay manana. Efa nisy tao amin'ny youtube fa efa niala tao.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : J. Ranjarison
Visites : 3901
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 05/09/2012 09:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0566