TSY MISY OLANA LEHIBE (J. Ranjarison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy olana lehibe
Tsy hainy vahana
Tsy misy tendrombohitra
Izay tsy hainy drfub afindra

Tsy misy tafiotra izay
Tsy hainy hatsahatra
Tsy misy tononkira.serasera.org alahelo
Izay bmms tsy hainy ampiononina

Raha ny entan’Izao tontolo izao
Aza no entiny
Eh! fantatro Rahalahy xmddqin (Rahavavy)
F’Izy hitrotro anao

--------
Link:
Comments
Rastamanana ( 19/09/2017 14:22)
Mba te ahazo ny feon'io hira io azafady izay manana. Efa nisy tao amin'ny youtube fa efa niala tao.
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : J. Ranjarison
Hits : 3952
Likes : 2 Like
Created by : zokelia
Date : 05/09/2012 09:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0397