Ampidiro aloha ny tenimiafina
Marary ny foko (Inox)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko daholo izay tianao mhcpbw hatao
Amin' ny foko manontolo no hanekeko anao
Nefa ianao tsy milaza izay tianao ambara
Fa maninona ianao manao an' izao
Inona no mahatonga anao hanao toy izao
No mahatonga anao ho' aho
Marary ny foko
Inona no mahatonga anao
Leo ahy ve ianao
Ity fombanao nankarary qyzggohu ahy izao
Ho rava ny antsika fa tsy ho tafita
Nefa ianao tsy miteny rpjjah ka tononkira.serasera.org miaraka very

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : InoxVisites : 1788
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lucianahrandriam
Date : 09/01/2019 21:12