Marary ny foko (Inox)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko daholo izay tianao hatao
Amin' ny foko manontolo no hanekeko anao
Nefa ianao tsy milaza izay tianao ambara
Fa maninona ianao manao an' izao
Inona no mahatonga anao hanao toy izao
No mahatonga anao ho' aho
Marary ny foko
Inona no mahatonga anao
Leo olavjrj ahy ve ianao
Ity tononkira.serasera.org fombanao nankarary ahy izao
Ho rava ny ktkysg antsika fa tsy ho tafita
Nefa ianao dzjrn tsy miteny ka miaraka very

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : InoxHits : 1894
Likes : 0 Like
Created by : lucianahrandriam
Date : 09/01/2019 21:12