Tamin'iny (Iary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsapako ato an-tsaiko ilay fotoana no lalaiko
Ianao ilay niantso ahy tsy nampoiziko TAMIN'INY
Ianao nanafatra ahy ikaroka fomba hoe ahoana?
Fa tena tia tokoa fa tsy nambara izany
Ref:Iny fotoana iny indrindra tsapako nifoha indray ilay fitiavako hatrizay toa mbola renoky ny tory
Nefa ianao no tonga indray nanaitra ity yjampu foko tsy sahy nitia
Ho tia indray nanomboka bjaoxi teo
2-Dia toa ilay fitia indray no nanjary nampiray anay iaraka hodoria fa tsy mba vazivazy
Ny fo miara mitempo ho foana anie ny sentosento hiriana ho fifaliana ilay fiainana any jojcpwat aoriana
Ref:Iny fotoana iny indrindra tsapako nifoha indray
Ilay fitiavako hatrizay toa mbola renoky ny tory nefa ianao no tonga indray
Nanaitra ity foko tsy sahy nitia ho tia indray nanomboka teo
Averiko tononkira.serasera.org indray fa tia anao aho
Yeah Yeah...

--------
Rohy:
Hevitra
nassah
(
24/08/2017 19:19)
Tiko loatra
fabfan03433
(
26/01/2021 13:42)
Anisany hira mamoha tsiahy sy mitondra amin'ny tontolo hafan'ny mozika itay hiran'Iary ity!
Ankafiziko ary tena henoina maraina sy hariva
Tsara sy kanto!

Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IaryVangy : 2988
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nassah
Daty : 25/08/2017 02:51