Tany am-piangonana (Hasly Hasminah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tany chmgle am-piangonana no niseho ny tantara
Nitory teny pastera tamin'izay
Teo amin'ny toerana alohan'ny alitara
nisy an'ilay zatovo iray
Marihina tononkira.serasera.org moa fa ity zatovo iray ity
dia tsy mba miangona matetika
Rehefa nanao ny toriteny i pastera
dia io ilay hatezerany fa nihetsika
Ozy pastera: ianao ilay tsy mivavaka ...
Ozy paster: ... raha tsy amin'ny andro fety ...
... ianao isanandro mandeha mamonjy bar
izay ilay fanao matetika.
Tezitra i leiry dia lasa aloha nivoaka
nihainohaino kely elekazm fa tsy nandeha nitsoaka
Niditra indray izy fa efa tonga saina
hay izy ity mpisotro toaka
Ozy pastera: ianao ilay tia miady ...
Ozy pastera: ... rehefa alahady
Raha izany no mitohy dia ho aiza no hiafarana?
Mankany amin'ny fandrik'i Satana
Tezitra qcayk i leiry dia nitsangana avy hatrany
nivoaka moramora ka nankany an-tokontany
Efa saika hody ilay zatovo voatsikera
avy eo indray nantsoin'i pastera
Ozy pastera: Miverena ianao ...
Ozy pastera: ... amin'izao fotoana izao
Aza mamerina ny ratsy izay fanao fa
horaisin'ny Tompo indray ianao
Tonony sy feony : A.R.T (Andrianilala Roja Tianaharijaona)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hasly HasminahVisites : 1721
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Roja
Date : 19/05/2016 09:28